Dikan'ny teny : aba

Hampiditra dikany vaovao
1 a. Teny fahita indrindra amin'ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin'ny hoe:dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy. (Jar. Dada). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel