Dikan'ny teny : abarera

Hampiditra dikany vaovao
1 (barera), mt. at. (abarerao): Avala hibarera, hitaritarika; arefarefa: Mafana ny andro ka abareran'ny akoho ny elany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel