Dikan'ny teny : abaribary

Hampiditra dikany vaovao
1 (baribary), mt. at. (abaribario): Sokafana tsara. 1 Aseho miharihary tsy misy miafina: Nabaribarin'ny mpitsara ny heloka vitan-dRakoto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel