Dikan'ny teny : abirioka

Hampiditra dikany vaovao
1 (birioka), mt. at. (abiriohy): Avily any amin'ny tsy izy: Aza abirioka ny resaka, raondriana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel