Dikan'ny teny : abofaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (bofaka), mt. at. (abofaho): Alefa, aelY (fofona, vovoka) betsaka indray mandeha, adofaka: Nabofaky ny hainandro ny fofon'ny fako ka niely eran'ny tokotany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel