Dikan'ny teny : abolisatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (bolisatra), mt. at. (abolisaro): Atao mibolisatra na alefa handeha amin'ny tany malama: Aza abolisatra any ny sauony, ry Koto a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel