Dikan'ny teny : adabo

Hampiditra dikany vaovao
1 Karazan-kazo lehibe izay fihinana ny voany ary fanao lakana ny vatany; ny raviny kosa nilalaovan'ny ankizy fahizay nataony elo ka avy amin'izany no nahatonga ilay fitenenana hoe: Mielo ravin'adabo, ka na tsy voky ny voany aza mieloelo ny raviny. (Ficus cocculifolia) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel