Dikan'ny teny : adaboboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (daboboka), mt. vt. (adabobohy): Azera ka miantonta mafy, avarina: Nadabobok' Andriamanitra tany amin'ny halo ireo anjely mpikomy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel