Dikan'ny teny : adabovavy

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Karazan'adabo lehibe voa ary manopy vonivony; tsy dia tsara tsiro loatra hany ka ataon'ny olona fanome ny omby afahy. der. Adabobe) (Ficus cocculifolia subsp. sakalavarum), Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel