Dikan'ny teny : adalaina

Hampiditra dikany vaovao
1 (adala), mt. ih. (adalao): Taomina amin'ny fanangolingolena ka ohatra ny a-tao izay hahavery ny loha: Nadalain'iny tovolahy iny nandritra ny telo volana ny zanany vauy. ? Lalaovina, a-tao fihomehezana: Efa miendrik'adala loatra ny anao lahy amin'ilay uolo lavany ka tian'ny olona hadalaina. ?Fetsifetsena, ambakaina: Tsy azon'ialahy adalaina intsony aho. ? Ariana andro: Axa adalain'ialahy amin'ny resaka foana eto aho fa tsy vitako ny asako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel