Dikan'ny teny : adalo

Hampiditra dikany vaovao
1 a. Anaran'ny volana faharafka ambin'ny folo amin' ny filaharan'ny volana malagasy merina, manarakaraka ny Adijady ary alohan'ny A-lohotsy, ka ny toerany ao an-trano dia eo amin'ny lafin-drindrina avaratra, ilany andrefana. Ny rivotra dia na-tao hoe adalo, ary ny rivotr' adalo dia manimba zavatra betsaka. Ny tononandro adalo dia lazaina ho androndranomaso be alahelo. ? Fanandr.: Vavany: miala vintana fa maty kely;vodiny: midalodalo ka miadaladala, tsara vintana, tratra antitra anefa, na dia manan-toetra malahelohelo aza araka ilay fitenenana hoe: Adalo be rano maso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel