Dikan'ny teny : adana

Hampiditra dikany vaovao
1 ft.: Fandehanana na fitenenana na fanaovan-javatra milamina, tsy rototra. ¶M,h.: Anoka, danoka, daresaka, darona, tanesaka, fisomararetra, havotsana, havozavozana / hasambarana, hafinaretana, raondraona, firaondraonana, roandroana, firoandroanana, oronorona, fioronoronana / fandrian-tsaina, tsy fitebitebena, tsy fananana tahotra am-po / fandriam-pahaieman, tsy fana-nana horohoro. 1 t.i.f•: adanina, tafadana / miadana, fiadana / iadaisn, fiadanana / mampiadana/ adanadana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel