Dikan'ny teny : adijady

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anaran'ny volana fahafolo amin'ny filaharan' ny volana malagasy marina, aorian'ny Alakaosy arY alohan'ny Adalo, ka ny toerana nomen'ny Ntaolo azy ao antrano dia eo amin'ny zorony avaratra andrefana (zorombaravarankely). Ny Adijady dia andro mafy, tena mijadina mafy, ka ny zavatra tianko mafy sy mateza indrindra no isantarana amin'io. • Fanandr:vavany:alam-bintana fandrao dia mijadfna loatra ka tsy miteny; vontony: tsara ihany; vodiny: tsara ihany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel