Dikan'ny teny : adiresy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. adresse), a.: Fanondroana ny toerana onenan'ny olona iray: Axa fady indrindra mba lazao ahy kely ny adiresin-drainao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel