Dikan'ny teny : adoboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (doboka), mt. fit. (adobohy): Entina mandoboka na mampisy feo lehibe re. ~ mt. at. (adobohy): Atao midoboka, maneno mikotrokotroka: Nadobok'ilay zaza ny amponga ka taitra ny manodidina. ? Asaina mijanona, mipetraka, mitoetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel