Dikan'ny teny : adona

Hampiditra dikany vaovao
1 (dona), mt. fit. (adonao): Entina mandons: Ilay vodihazo no nadonany ny loha iakana. ? mt. at.: Atao midona, mipoka, mipaika: Nadonany tamin'ny tamboho ny fiara raha nanao dia miverina izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel