Dikan'ny teny : adre

Hampiditra dikany vaovao
1 t.-p.: tenim-piontanana enti-milaza: a) Fahatsiarovana hafinaretana: Adre! maha finaritra izany rivotra mitsoka malefaka. b) Fahatairana: Adre! inona izany lazainao amiko? d) Fanaintainana: Adre! mafy izany fahoriana entiko izany! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel