Dikan'ny teny : adrisa

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Anarana ilazana ny vavy amin'ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany. * Ohab.: Tsimbotry niaraka ihany ka adrisa vao hifanary? fony samy madinika (oriory) nifankahalala tsara, ka nony mba manana ve dia mody tsy mahalala ny olona niara-niory tamin'ny tena? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel