Dikan'ny teny : advantista

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. adventiste) a.: Antokom-pivavahana kristianina niendaka tamin'ny fototra protestanta ka miompana amin'ireto zavatra roa loha ireto: 1) Fiverenana amin' ny fomba-iiosy sasantsasany, toy ny fanajana ny andro fahafito (Asabotsy), ny fanomezana ny fahafolon'ny harena ho an'ny fiangonana, ny fifadiana kisoa, hazandrano tsy misy vombony na kirany. 2) Fiandrasana ny fiavian'ny Tompo izay heveriny fa mbola ho tonga indray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel