Dikan'ny teny : aefitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (efitra), mt. fit. (aefero): Atao efitra, atao manelanelana: Ity lamba ity aefitra ny atody sy ny vina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel