Dikan'ny teny : aelo

1 (elo), mt. fit. (aeloy): Ampiasaina hatao elo; iarovana amin'ny hainandro na ny orana: Ravin'ampanga no naelon'ny ankizy ny zazauavy nanao fampitaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel