Dikan'ny teny : aera

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazan'entona iainan'ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan'io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin'ny miaina, ka indreny ny biby fiompy ualabalaka mamonjy alokaloka...(A. Raj.) Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel