Dikan'ny teny : afafy

Hampiditra dikany vaovao
1 (fafy), mt. at. (afafazo): Enti-milaza ny vos atao fafy: Vary lava no nafafiko taona its?. ~ Enti-milaza rano atsipy amin'ny tanana ka mipariaka amin'ny zavatra na olona rehetra manodidina: Ra-no no nafafin'ny dadabe taminay raha nitso-drano anay izy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel