Dikan'ny teny : afana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. a) Ny fombafomba rehetra entina manadio na manalavitra ny ratsy, ny loza atahorana: Fanaon'ny olona ny manao afana rehefa auy mandeuina. b) Ny zavatra ampiasaina amin'izany: rano, ram-biby vonoina...: Zatouo telo lahy no nitondra ny afana nialoha ny uahoaka. ? Ny omby vonoina amin'ny fandevenana: Omby folo no na-tao afana tamin'ny nandeuenana an-d Randriamanalina. afanana, voafana 1 maefae, fanafana, mpanafana 1 anafanana, fanafanana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel