Dikan'ny teny : afantsana

Hampiditra dikany vaovao
1 (fantsana), mt. fit. (afantsano): Entina manadio ny aty vava, manontsam-bava: Rano misy fanafody no afantsana raha misy marary any anaty uaua Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel