Dikan'ny teny : afantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fantsika), (afantsiho), rnt. fit.: Enti-milaza izay entina mamantsika: 16, fantsika peta-doha it? afantsika an'io sary io. ? rnt. at.: Araikitra amin'ny toerana na asa iray ka tsy alana eo: Nafantsikao adiny roa teto aho niandry anao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel