Dikan'ny teny : afatratra

Hampiditra dikany vaovao
1 (fatratra), mt. at. (afatraro): Ampidirina an-kery, asisika, aletra: Afatraro ao anatin'io lasaka io daholo ireo boky ireo fa maika Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel