Dikan'ny teny : afefika

Hampiditra dikany vaovao
1 (fefika), rnt. at. (afefeho): Atao mifefika, miantsona: Nafefiky ny rivotra te-r? lauitra ny seranana ter? ny sambo. ~ mt. fit.: Entina mamely: Totohondry indroa miantoana no nafefiny ny tarehiko. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel