Dikan'ny teny : afina

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanaovana zavatra amin'ny toerana tsY hitan'ny olona, fitanana zavatra tsy ho fantatr'olona: Ataouy tsara afina ireo firavaka sarobidy ireo fa sao misy mangalatra - t.i.f.: afenina, voafina/ manafina, fanafina mpanafina/ anafenana, fanafenana / miafina, fiafina, mpiafina / iafenana, fiafenana ( mahafina / afinafina ! afinafenina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel