Dikan'ny teny : afitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (titra), (afiro): mt, fit.: Entina mamitra, mamafa: .1-t? taratasy it? afitra ny zaza. mt. at.: Akosoka, afaoka: A-za afitra amin'ny rindrina ny tananao maloto. Ahitsio
2 a.: Fiatoana, fijanonana 1 t.i.f.: aferina, voafitra / miafitra, fiafitra, mpiafitra ) iaferana, fiaferana j mahafitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel