Dikan'ny teny : afitsoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fitsoka) mt. fit. (afitsohy): Enti-mamely, atoraka: Karavasy hoditra mihitsy no nafitsony azy. F• mt. at.: Atao:Tsara ny lahateny nafitsony izay! ? Lanina: Nafitsony tamin'ny soavaly daholo ny volany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel