Dikan'ny teny : afobe

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: (Fie. krist.) Toerana tsy ahitan'ny ratsy fanahy an'Andriamanitra mandrakizay amin'ny fiainana any ankoatra its' fiainana it? ary heverina fa ijaliany amin'ny afo be tsy mety maty. H.o.: toerana ijaliana sy iferetana aina izaitsizy: Afobe ny fanambadiana tsy misy fitiavana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel