Dikan'ny teny : afofandiovana

Hampiditra dikany vaovao
1 a. (Fie. krist.): Toerana anefan'ireo nihavana tamin'Andriamanitra talohan'ny nahafatesany ny sazim-pahotana vitany, ka idiovany alohan'ny hidirany amin'ny fiainan-tsambatry ny lanitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel