Dikan'ny teny : afofoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (fofoka), mt. at. (afofohy): Azera, avarina: Nafofony teny alatrano ny entako rehetra. 1 Amidy daholo, lanina tanteraka; atao majifa: Tsy nisy hivelomany ka nafofony daholo ny taniny rehetra./ Nafofony tamin'ny loka ny fananany. / Loza fa nafofoky ny tontakely ny tao an-tranony rehetra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel