Dikan'ny teny : afolaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (folaka), mt. at. (afolaho): Atao mifolaka; aforitra: Tsy manaiky, hono, izy fa nafolakao ny tanan-janany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel