Dikan'ny teny : afolavat

Hampiditra dikany vaovao
1 (Htl) na Rombantsahona na Sangasanganandevolahy a: Zavamaniry kely mamoa menamena fanao tambavy mahay be fa sady mampavitribitrika no ody malemy valahana ary mana-la ny aretin-kihy; ny ranony mahafaka ny hao raha anasan-doha; mbola azo ampiasaina ho fandiovana ny fivalanandrano sy fampitomboana ny hatsembohana koa ny laingon'ny afolava madinika (Hyptis pectinata). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel