Dikan'ny teny : afomanga

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Karazana tsipoapoaka be mitsoriaka miakatra rahefa ampirehetina ary mianjera misandrahaka mahafinaritra indray. - F. p.: Baia afomanga: fiadiana vaovao na karazan'aroplanina vaovao mitsoriaka haingana izaitsizy ohatra ny afomanga. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel