Dikan'ny teny : afonangatra

Hampiditra dikany vaovao
1 na Afondolo a.: Afo voalaza ho avy amin'ny angatra na ny lolo. - F.-p.: Afondolo afonangatra: teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel