Dikan'ny teny : aforitra

Hampiditra dikany vaovao
1 (foritra), rat. at. (aforeto): Alefitra, aketrona: A-foreto ny tanan'akanjonao rehe fa hiasa. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel