Dikan'ny teny : afovoa

Hampiditra dikany vaovao
1 ppk.: Eo anelanelan' ny zavatra roa na maro: Mipetraha ianao eto afouoan' izy mianaka, 1 pmt,: Raha mijery ny rantsantanana isika, ny fanondroadala no hita eo afouoany, ? Eo amin'ny toerana mitovy elanelana amin'ny manodidina hatraiza hatraiza: Ny tanĂ na Ramainandro, hono, no eo afouoan'ny Nosy. ? pmt.: Nanao faribolana ny ankizy ary dia i Soa no natsangany teo afouoany, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel