Dikan'ny teny : afoy

Hampiditra dikany vaovao
1 (foy), mt. at. (afoizo): Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin'izany lehilahy izany ho an'ny tanindrazany ny ainy. ~ Tsy antenaina intsony: Nafoiko ny famantaranandroko very. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel