Dikan'ny teny : afrikanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. africain) a.: Ny fitambaran'ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan'ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin'izao tontolo izao:Mizara foko maro be ny Afrikanina ~ p. t.: Mikasika an'i Afrika, momba an'i A-frika na avy any Afrika: Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel