Dikan'ny teny : agadragadra

Hampiditra dikany vaovao
1 (gadragadra), mt. at. (agadragadrao): (feo) A-tao mihararetra toa vaky na mitriatra: Aza agadragadra toy izany ny feonao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel