Dikan'ny teny : ageboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (geboka), mt. at. (agebohy): Atelina atao telimoka, hanina: Nagebok'ilay ratsy iny ny oolako. 1 Lanina, rodarodaina: Nageboky ny zanany ny haren-drainy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel