Dikan'ny teny : ahanta

Hampiditra dikany vaovao
1 (hanta), mt. fit. (ahan-tao): Enti-milaza ny olona entina hangatahan-javatra na ny zavatra entina hampihantan-jaza: Mofo sy vatomamy foana no ahantan-drainy an' i Fara kely. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel