Dikan'ny teny : ahantona

Hampiditra dikany vaovao
1 (hantona), mt. at. (ahantony): Apetaka amin' ny zavatra ambony toerana, dia avala hihevaheva, hikiraviravy; akiraviravy; akirazorazo: Ahantony kely ny satroko. / Taloha nahantona no famonoana ny olona uoaheloka ho faty. ~ Ho.: Atsahatra, aato: Nahantona kely aloha ny raharaha. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel