Dikan'ny teny : ahantsika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hantsika), mt. at. (ahantsiho): Atao mihantsika, izany hoe atao miforitra mankany ivoho: Aza ahantsika tahaka izao ny sorokao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel