Dikan'ny teny : ahatsaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (hatsaka), mt. fit. (ahatsaho): Entina manatsaka, izany hoe: a) mamarana, mikiky zavatra; b) mihady tany avoavo hanaovana lalana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel