Dikan'ny teny : ahifika

Hampiditra dikany vaovao
1 (hifika), mt. at. (ahifiho): Esorina, ariana lavitra: Taitra izy nahita ilay sahona nipetaka teo amin'ny sandriny ka nahifiny ter?. ~ Lavina, toherina, atosika: Nahifiko ny tanany nisambotra ahy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel