Dikan'ny teny : ahilontrilona

Hampiditra dikany vaovao
1 (hilontrilona), mt.at.: (ahilontrilony): Atsipendrampendrana mba hanjelanjelatra: Aza ahilontrilona eo akaikin'ny jiro io lamba mainty mamiratra io fa mankarary maso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel